Размер видео: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Показать панель управления
Автовоспроизведение
Автоповтор
Ahatsiarovako any Dada malala ! Hira tena tiako
2 janoary 2024 : mbola midobodoka ny fo maheno ny feon'izy telo lahy mianaka
MAHAY MIHIRA BE NAREO SAINGY TSY AMPY ACCORDEON
mba mangataka ny tonony rehetra re azafady raha mba azo hatao ,,,azfady indrindra
jereo ruclips.net/video/iqz0WJwyha0/видео.html
Gabhy sy odeam rakoto ary Bernard randrianarison
Ndri.. kalon'ny fahiny ahatsiarovako reo ray amandreniko zay efa nody mandry 😥😥
Ndriiiii,izany no tena izy e ,misaotra ny mpanolotra ,i zoky be Salomon dia tena mbola mitana ary tsy mamela mihintsy ,misaotra tompoko oooooo !
mahay mihira ianareo ry zalahy a! misaotra e!
Izany ka hira,tena mahatsiaro ny taloha Misaotra sy mankasitraka ny mpizara
Tsara loatra fa dia misaotra!
msaotre eh !
KANTO loatra , misaotra e!
KANTO
Ahatsiarovako any Dada malala ! Hira tena tiako
2 janoary 2024 : mbola midobodoka ny fo maheno ny feon'izy telo lahy mianaka
MAHAY MIHIRA BE NAREO SAINGY TSY AMPY ACCORDEON
mba mangataka ny tonony rehetra re azafady raha mba azo hatao ,,,azfady indrindra
jereo
ruclips.net/video/iqz0WJwyha0/видео.html
Gabhy sy odeam rakoto ary Bernard randrianarison
Ndri.. kalon'ny fahiny ahatsiarovako reo ray amandreniko zay efa nody mandry 😥😥
Ndriiiii,izany no tena izy e ,misaotra ny mpanolotra ,i zoky be Salomon dia tena mbola mitana ary tsy mamela mihintsy ,misaotra tompoko oooooo !
mahay mihira ianareo ry zalahy a! misaotra e!
Izany ka hira,tena mahatsiaro ny taloha
Misaotra sy mankasitraka ny mpizara
Tsara loatra fa dia misaotra!
msaotre eh !
KANTO loatra , misaotra e!
KANTO